tag:blogger.com,1999:blog-32753334.post2448291622444466311..comments2023-05-06T11:48:33.065+03:00Comments on Tapatapak'ahitra miaraka @ Shadow: To Be or Not To Be a Malagasy Economist ?Shadowhttp://www.blogger.com/profile/15445945575791192071noreply@blogger.comBlogger9125tag:blogger.com,1999:blog-32753334.post-81329960073670335672007-02-04T16:04:00.000+03:002007-02-04T16:04:00.000+03:00> (Mirana)
Izay mihitsy ka ! Indrindra moa raha te...<< ka aleo angamba mba homena fijery vaovao ihany koa ny mpianatra, sa tsy izay ilay fisamihafana lazainao >> (Mirana)
Izay mihitsy ka ! Indrindra moa raha tena samihafa ny fampianarana (spécialités).
<< Farany, mahafinaritra ny toeram piseraserana. >> (Mirana)
Izaho aloha raha mbola azoko atao dia manasa hatrany an'ireo mpahay toe-karena mba handray anjara mavitrika Shadowhttps://www.blogger.com/profile/15445945575791192071noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-32753334.post-88611971041322376492007-02-04T14:37:00.000+03:002007-02-04T14:37:00.000+03:00Miarahaba an i Shadow. Marina tokoa ny filazanao m...Miarahaba an i Shadow. Marina tokoa ny filazanao momba ny mpampianatra ao amin ny ICM raha ny taranja toe karena no jerena. Anefa, raha ireo 3ème cycle no jerena (telo izy ireo) dia ifandrombonana mpampianatra avy any ivelany maro ary vitsy dia vitsy ny avy eto an toerana. Na ny DEA aza dia tsy ny IRD irery ihany fa misy ihany koe oniversite frantsay roa hafa. tahaka izany ihany koa ny master proAnonymousnoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-32753334.post-80148251939767469782007-02-04T10:28:00.000+03:002007-02-04T10:28:00.000+03:00Miarahaba an'i Mirana,
Araky ny nolazaiko teo aloh...Miarahaba an'i Mirana,
Araky ny nolazaiko teo aloha dia eny Ankatso irery no misy Master2/Dea SY Doctorat. Zava-dehibe tokoa arak'izany ny mety hisokafan'ny sekoly hanofana dokotera ao @ I.C.M. Ambatoroka. Ny faniriana fotsiny dia enga anie mba samy hanana ny tena mampiavaka azy ireo ny seha-piofanana tsirairay. Satria tokoa mantsy hatr@ izao dia saika ny mpampianatra eny Ankatso ihany no Shadowhttps://www.blogger.com/profile/15445945575791192071noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-32753334.post-21717734783588477302007-02-04T06:03:00.000+03:002007-02-04T06:03:00.000+03:00faly aho mampandre anareo fa efa nisokatra efa tel...faly aho mampandre anareo fa efa nisokatra efa telo taona ny DEA population et développement ao amin ny ICM ambatoroka(iarahana amin ny IRD zy io (institut de recherche pour le ddéveloppement) eo am paminavinana ny école doctorale.Anonymousnoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-32753334.post-82208776487027393312007-02-02T16:37:00.000+03:002007-02-02T16:37:00.000+03:00Miandry ny lahantsoratrao ao amin'ny Malag@sy Mira...Miandry ny lahantsoratrao ao amin'ny Malag@sy Miray sisa izany ;)
Misaotra ho an ireo rohy maro fa tena misy jerena sy hienarana tokoa.Anonymousnoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-32753334.post-61911670279508356232007-01-26T21:44:00.000+03:002007-01-26T21:44:00.000+03:00Mbola betsaka ny lesoka tokony harenina @ izay fan...Mbola betsaka ny lesoka tokony harenina @ izay fanoratana @ teny gasy izay eto @ ity sehatra ity. Mampisalasala ahy ohatra ny fanoratra ny hoe toe-karena : misy tsipi-panohizana sa tsia ? Eo koa ny tsy fifehezana ny voambolana teknika. Na eo aza ireo olana ireo dia hezahina arak'izay azo atao ny manisy lahatsoratra @ teny Malagasy eto. Ary misaotra @ fampaherezana avy @ tsirairay na ny Shadowhttps://www.blogger.com/profile/15445945575791192071noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-32753334.post-7357506170211419992007-01-24T17:30:00.000+03:002007-01-24T17:30:00.000+03:00Tena misaotra indrindra tamin'ny fanoratana teny m...Tena misaotra indrindra tamin'ny fanoratana teny malagasy. Hita tsara ny fiezahana. Eo hatrany manko matetika no mampisy elanelana eo amin'ny manam-pahaizana sy ny sarambambe. Vao namaky indray mandeha aho dia vitako hatramin'ny farany. Ny teny frantsay moa matetika dia iverimberenana vao mahavita tsindraindray.jentilisahttps://www.blogger.com/profile/17718053431902512174noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-32753334.post-68379761992117831712007-01-24T14:49:00.000+03:002007-01-24T14:49:00.000+03:00Tsisy isaorana ny @ izany tompoko satria tsy izao ...Tsisy isaorana ny @ izany tompoko satria tsy izao ve moa no isan'ny tanjon'ity sehatra ity dia : ny hanomezana vahana ny resaka toe-karena sy politika, indrindra moa ny mahakasika an'i Gasikara ?Shadowhttps://www.blogger.com/profile/15445945575791192071noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-32753334.post-31577287631489149072007-01-24T00:48:00.000+03:002007-01-24T00:48:00.000+03:00Misaotra tompoko ô, ça nous permet d'avoir des inf...Misaotra tompoko ô, ça nous permet d'avoir des infos et des références sur les débats économiques actuels.Anonymousnoreply@blogger.com