Monday, January 08, 2007

Mafy Be

Azo atao koa ny miresaka an'i Gasikara ao anatin'ny tsiky, koa indro hira izay nosafidiana manokana, maneho toetra maha-te hidera eo @ vahoaka Malagasy.

Isaorana JiJo68

1 comment:

Anonymous said...

Misaotra fa tiako mihitsy io hira io e : hira feno fanantenana :)