Sunday, December 30, 2007

Sometimes I Just Freak

Mirary fety finaritra ho antsika rehetra. Ny fahasalamana, fahasambarana ary fahombiazana @ izay kinasa anie hanenika ny tsirairay avy @ ity taom-baovao 2008 mandondona ity. Indreto sangan'asan'i Diana Krall roa atolotra ho antsika.

Sometimes I Just Freak

New Year's Eve

No comments: